| Entry | fahavalo (valo) | |
| Part of speech | adjective | |
| Milaza ny filaharana manarakaraka ny fahafito [1.1] | ||
| Huitième [1.3] | ||
| Examples | ka ny zazalahy rehetra dia nasaina noforana tamin' ny andro fahavalo manaraka ny andro nahaterahany
[1.38] | |
| Entry | fahavalo (valo) | |
| Part of speech | noun | |
| Huit brasses [1.3] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | fahavalo | |
| Part of speech | noun | |
| Ny mankahala ny tena, ny miady sy mifanohitra amin' ny tena ka mitady hamono mihitsy aza: Efa resy ny fahavalo Izay rehetra manimba ny hafa: Ny toaka no fahavalon' ny fahasalamana voalohany. / Tsy manam-pahavalo afatsy ny mosary aho, hoy Andrianampoinimerina [1.1] | ||
| An enemy, lit. the eighth. Its meaning, an enemy, comes from certain arrangements in the sikidy divination. [1.2] | ||
| Ennemi. On donne ausi ce nom aux enfants encore dans le sein, parce qu'ils peuvent causer la mort de la mère [1.3] | ||
| Examples | Ravan'ny fahavalo, hono, Antsirabe.
[2.324] | |
| Quotes | Texts mentioning that word | |
| Updated on 2023/02/16 |
|