| Entry | sikidy joria | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | sikidy, joria | |
| Amin' ny sikidy joria, dia roa karazana ny fipetraky ny voan-javatra, na jama na taraiky, ka apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Analogs | sikidy alanana | |
| Updated on 2023/10/02 |
|