| Entry | karija | |
| Part of speech | noun | |
| [Sakalava]
Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany [1.1] | ||
| Entry | karija | |
| Part of speech | noun | |
| Analogs | sikidy | |
| ||
| Entry | Karija | |
| Part of speech | name (anthroponym) | |
| Vocabulary | ||
| Examples | Tamin' ny 1898 dia nisy Filoha telo lahy, nanangan-tafika nanohitra, dia i Ndrianjalahy avy tany Sambirano, Karija avy tany Mangindrano ary Manambarandry, goverinora Tsimihety ary Filoha anankiray avy tany Maromandia
[2.508] | |
| Updated on 2022/05/25 |
|