| Entry |
fahasivy
(sivy)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Enti-milaza ny filaharana manaraka ny fahavalo [1.1]
|
| | Neuvième [1.3]
|
| Examples | dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy;
[2.508]
|
|
| Entry |
fahasivy
(sivy)
|
| Part of speech | noun
|
| | Neuf brasses [1.3]
|
|
| Entry |
fahasivy
(sivy)
|
| Part of speech | noun
|
| | Terme de Sikidy [1.3]
|
| Vocabulary |
| Analogs |
sikidy |
|
| Entry |
fahasivy
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taimoro]
Fanahy, avelo [1.78]
|
| | [Bara]
Lolo, matoatoa [1.78]
|
| | [Betsileo]
Avelo, lolo [1.1]
|
| | The ancestors, or spirits of the ancestors [1.2]
|
| Examples | izany no nataony hoe "matoatoa" , "ambiroa" , "fahasivy";
[2.285]
|
|