| Entry | sahirana | ||||||||
| Part of speech | adjective | ||||||||
| Be raharaha vonjena atsy sy arỳ:
Sahirana aho anio ka tsy afaka handray olona / Sahirana be ihany ry zareo ato avaratra fa manana vahiny betsaka Be ahiahy, manahy, sanganehana, valsa: Sahiran-tsaina aoka izany izy amin' ilay ady lova tsy mety vita Sosotra, sorena: Sahirana ny anao fa tsy afa-panadinana Tsy manam-bola, ao anatin' ny tsy fisiana, haporetana: Sahirana mafy Rakoto mianadahy avy hatramin' ny nahafatesan-drainy Mahatsiaro fahasarotana: Sahirana erỳ izy rehefa mandeha noho ilay vay ao amin' ny feny [1.1] | |||||||||
| Bothered, worried, perplexed; poor, in difficulty [1.7] | |||||||||
| Ennuyé [1.3, 1.8] | |||||||||
| Affairé, embarrassé, occupé, préoccupé, qui a du souci, vexé [1.3] | |||||||||
| Perplexe; dans l'embarras; pauvre, qui manque d'argent [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Derivatives |
| ||||||||
| Updated on 2015/03/09 |
|