| Entry | terỳ | ||||
| Part of speech | adverb, past form | ||||
| Endriky ny mpamaritra erý fampiasa anin' ny lasa, entina hilazana toerana lavidavitra nefa mbola takatry ny maso tsara ary tondroina amin' ny tanana: Terý ambody hazo terý no nahitan' ny fokonolona ny fatiny [1.1] | |||||
| Passé de erý [1.3] | |||||
| Entry | terỳ | ||||
| Part of speech | adverb | ||||
| Noho izany antony izany, teo no ho eo tsy nampoizina: Maty terý ny anao lahy Teo no ho eo, indray mipy maso [1.1] | |||||
| Subitement, tout à coup, à l'instant même: Maty terỳ izy (Il est mort en un instant, d'un coup) [1.3] | |||||
| Entry | tery | ||||
| Part of speech | adjective | ||||
| Tsy malalaka ka toy ny voageja ny zavatra ao anatiny: Tery ity kiraroko ity ka mahafadiranovana ahy Voageja azon' ny hakelezan' ny toerana misy ny tena, na akanjo anaovana: Tery ny valahako amin' ity akanjo ity Poritra: Terin' ny vahoho ny tanany Poritra, sahirana mafy: Samy tery amin' ny raharahany ny olona ~ Terin' ny volan' olona izy ka mamono tena miasa [1.1] | |||||
| Pressed; distressed; narrow [1.7] | |||||
| Serré; étroit; exigu; en détresse [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Entry | tery | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fampanaovana ankeriny tsy araka ny sitrapo: Tery no nanekeko izany Fanapotserana na famihinana ny tohatr' omby hivoahan' ny ronono [1.1] | |||||
| Entry | tery | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Sihanaka] Zozoro maina fanao trano [1.78] | |||||
| [Sihanaka] (dans le sens de : pressé). Cyperus madagascariensis (Willd.) Roem. & Schult. ( (Cyperaceae). Nom donné surtout aux exemplaires de grande taille qu'on aplatit pour faire des cloisons. D'après Rabe cité par A. Grandidier. [1.196] | |||||
| Updated on 2023/08/11 |
|