| Entry |
misahirana
(sahirana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manao asa mamizana, manasatra: Aza misahirana manao sakafo ho ahy ianareo fa efa nihinana aho talohan' ny hivoahako Miahiahy be, very hevitra: Misahirana izaitsizy mba hanao trano [1.1]
|
| | To go to some trouble [1.7]
|
| | Se donner de la peine [1.8]
|
| Examples | Fantatro fa mavesatra izany, nefa ny manao zavatra tsy vita foana ary ny te hanana tsy maintsy misahirana.
[2.472]
|
| Morphology |
| Present : |
misahirana |
| Past : |
nisahirana |
| Future : |
hisahirana |
| Imperative : |
misahiràna |
|
|
| Entry |
misahiràna
(sahirana)
|
| Part of speech | imperative of active verb misahirana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|