| Entry | fisahiranana (sahirana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaovana asa mamizana, fisasarana; fanaovana asa manome fiahiana be loatra: Tsy sanatria vidin' ny sakafo narosonareo akory iny vola kely iny fa setrin' ny fisahirananareo [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|