| Entry |
jambena
(jamba)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Mipendrampendrana noho ny hazavana mamono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra Azon' ny fahasahiranana mafy. [1.1]
|
| | Temporarily blinded or dazzled [1.7]
|
| | ébloui; qui a les yeux troubles [1.8]
|
| | Aveuglé, avoir les yeux troubles [1.5]
|
| Examples |
| 1 | Vaky ran' orona ilay anankiray, voa anaty masony anankiray koa ka jambena niampanampa.
[2.472]
|
| 2 | Ekena fa avy amiko ny fitarihana satria tena jambena aho nony tonga tao Noisy-le-Grand.
[1.369]
|
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|