|
|
|
|

Entry miheninkenina (heninkenina)
Part of speech active verb
 Misahirana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano: Mandeha izany andro izany: miheninkenina eo ianao dia tonga ny amin' ny iraika ambin' ny folo [1.1]
Morphology 
Present : miheninkenina
Past : niheninkenina
Future : hiheninkenina
Imperative : miheninkenena

Updated on 2023/01/05