| Entry |
menatra
(henatra)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Mahatsiaro tena ho afa-baraka fa nahavita asa na nampiseho toetra tsy mendrika: Menatry ny lainga nataony izy Matahotahotra miseho eo imason' olona: Menatra aho mamakivaky ireo olona ampolony maro tsy manan-kojerena afa-tsy izaho
[1.1]
|
| | Shamed; bashful [1.2, 1.7]
|
| | Disgraced, sulky [1.2]
|
| | Avoir honte, être timide [1.3, 1.8]
|
| | être confus, rougir, être honteux, avoir à rougir [1.3]
|
| | [Sakalava-Mayotte]
[ meñatra ] être timide, avoir honte [1.405]
|
| Examples |
| 1 | fa hianao mila tsy mahazo no menatra olona
[2.131]
|
| 2 | Razaimalala kosa toa menatra, ka tsy nahateny intsony
[2.324]
|
| 3 | nahatsiaro menatra izany izahay
[2.472]
|
| 4 | menatra anao aho (j’ai honte de me présenter devant vous; j’ai honte de vous)
[1.3]
|
| 5 | tsy mahalala menatra izy (il ne sait pas avoir honte, il est sans pudeur)
[1.3]
|
| 6 | aleo maty toy izay menatra (plutôt mourir que d’avoir à rougir)
[1.3]
|
|
| Morphology |
| Present : |
menatra,
menatry |
| Past : |
menatra |
| Future : |
ho menatra |
| Imperative : |
menara |
|
| Derivatives |
|