|
|
|
|

Entry saro-kenatra
Part of speech adjective
Elementary words sarotra, henatra
 Olona menatra vetivety, mora tsy mahajery olona raha vao misy zavatra mikasika azy, mora menatra, mivoara-mena vetivety raha vao misy resaka na teny momba azy [1.1]
 Very bashful [1.7]
 Timide, qui se déconcerte, rougit facilement [1.3]
 Très timide par honte [1.8]
 [ sarokenatra ] Timide [1.13]
Synonyms menamenatra

Updated on 2023/05/18