| Entry | somaingisaingy (saingisaingy) | |
| Part of speech | adjective | |
| Menamenatra, matahotahotra, miroahana; sanganehana tsy mahita izay hatao:
Somaingisaingy teo Ibolita nahita ny namany rehetra afaka tamin' ny fanadinana [1.1] | ||
| Timide, embarassé, qui est en suspens, entre deux [1.3] | ||
| Updated on 2014/11/01 |
|