| Entry | saikatra | |
| Part of speech | adjective | |
| Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, [1.1] | ||
| Hesitant, undecided [1.7] | ||
| Qui hésite; [1.8] | ||
| Examples | "Saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy
[2.472] | |
| Derivatives |
| |
| Synonyms | saikatsaikatra | |
| Entry | saikatra | |
| Part of speech | adjective | |
| [Tambahoaka] Vositra, voavositra: omby saikatra [1.78] | ||
| Enti-milaza ny omby vositra Sarindahy [1.1] | ||
| Updated on 2012/06/12 |
|