|
|
|
|

Entry mafana (fana)
Part of speech adjective
 Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano
Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany
Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana
Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany!
Mitovy hevitra: mafotaka ~ mangotraka
Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa [1.1]
 Warm, hot [1.2, 1.7]
 Chaud; qui a chaud [1.8]
Examples 
1sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. [2.470]
2Nohanina ihany, saingy nalona ela tami' ny rano mafana vao laitry ny nify. [2.472]
Analogs  afa-dranompanala ~ mahalala tondro ~ mahamay ~ mahavotsotra ~ mampitsovaka ~ mandevy ~ mandoro ~ manevoka ~ mangotraka ~ marimaritra ~ matimaty ~ midaindaina ~ migaingaina ~ mivadibadika ~ mavaivay ~ ngorovitsika

Entry Mafana (mafana)
Part of speech name (toponym) [Full list]
Vocabulary 
Coordinates -20.2166667, 45.8833333
-15.85, 46.7666667
Toponymy mafana

Updated on 2026/01/14