Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
man
do
ro
(
do
ro
)
Part of speech
active verb
Mampirehitra:
Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa
Manao izay hahamasaka:
Mandoro biriky tanimanga
Manao:
Mandoro arina
Mitovy hevitra:
mampirehitra
~
manatsetsaka
~
manatsolo
~
mandotra
~
mandrehitra
[
1.1
]
To burn
[
1.7
]
Brûler
[
1.8
]
Examples
1
Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety
mandoro
sy mampidi-doza koa.
[
2.470
]
2
Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba
mandoro
.
[
2.472
]
Morphology
Present :
man
do
ro
Past :
nan
do
ro
Future :
han
do
ro
Imperative :
mando
ro
a
Updated on 2023/01/20