|
|
|
|

Entry midaindaina (daindaina)
Part of speech active verb
 Midanika mafy: Midaindaina izany masoandro izany: hita tokoa fa aty fahavaratra
Maneno mankarenin-tsofina: Nidaindaina ny bingona tao amin' ny tobi-miaramila vao taitra aho [1.1]
 To be sultry, to be oppressively hot; to be unendurable, as a sound [1.2]
 Etre brûlant: Midaindaina ny hainandro (Il fait une chaleur brûlante)
Produire un son assourdissant: Midaindaina ny lakolosy (La cloche produit un son assourdissant) [1.3]
Morphology 
Present : midaindaina
Past : nidaindaina
Future : hidaindaina

Updated on 2023/01/20