|
|
|
|

Entry marimaritra (maritra)
Part of speech adjective
 Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao marimaritra e!
Afa-dranom-panala, mangorovitsika
Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ marimaritra [1.1]
Synonyms maritra

Updated on 2023/08/11