| Entry | mangotraka (hotraka) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Enti-milaza rano na zavatra hafa hafanaina ka efa matanta be miketriketrika: Efa mangotraka ny tsaramaso Mandevy Mahery fo, mavitrika: Mangotraka Rakoto iny raha miasa Mafana, mirehidrehitra: Nangotraka izay kabary nataony izay Fatratra, mahafinaritra izaitsizy, kanto: Nangotraka ny kilalaonay tany an-tsaha Mandeha tsara, mahomby, mandroso: Mangotraka izao ny fiompiana kisoa Mafy aoka izany: Tandremo fa mangotraka izao ny fisavankaratra [1.1] | |||||||
| To boil, to be boiling hot. To be very animated [1.7] | |||||||
| Bouillir, être en ébullition. être très animé [1.8] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|