| Entry |
andalana
(lalana)
|
| Part of speech | noun
|
| | Laharana: Ataovy dimy andalana ireto dabilio ireto Laharan-tsoratra: Isao mby andalana firy isantakila amin' itỳ boky itỳ/ Rehefa miova andalana dia soratana atao sora-baventy ny tarehin-tsoratra voalohany amin' ny teny voalohany Ambaratonga, zanatohatra: Misy andalana sivy ny gradin' ny miaramila Karazana: Maro andalana ny fakampanahy [1.1]
|
| | Fitambaran'ny teny mifanesy ao amin'ny tsipika iray [1.13]
|
| | Arrangement in rows; different, various (as to kinds). [1.2]
|
| | Rangée, un rang, lignes, sillons: Ataovy andalana telo ireo tavoahangy ireo (Faites trois rangées de ces bouteilles) ~ Andalan-tsoratra firy no ao? (Combien y a-t-il là de lignes d'écriture?) [1.3]
|
| | Ligne, vers [1.13]
|
| Morphology |
| Simple : |
andalana,
andalako,
andalanao,
andalany,
andalantsika,
andalanay,
andalanareo,
andalan',
andalan-,
andalam-,
andala- |
|
|
| Entry |
an-dalana
(ana, lalana)
|
| Part of speech | adverb
|
| | Dans le chemin, en route [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Ataoko telo andalana ity fanjakana ity.
[2.508]
|
| 2 | ny paikan' andalana, mitsaikontsaikona;
[2.314]
|
| 3 | Mafana aoka izany ny fony mamaky teny andalana vitsivitsy ao.
[2.499]
|
|
|
| Entry |
andalana
(lala)
|
| Part of speech | relative verb
|
| | [1.3]
|
| Morphology |
| Present : |
andalana,
andalako,
andalanao,
andalany,
andalantsika,
andalanay,
andalanareo,
andalan',
andalan-,
andalam-,
andala- |
| Past : |
nandalana,
nandalako,
nandalanao,
nandalany,
nandalantsika,
nandalanay,
nandalanareo,
nandalan',
nandalan-,
nandalam-,
nandala- |
| Future : |
handalana,
handalako,
handalanao,
handalany,
handalantsika,
handalanay,
handalanareo,
handalan',
handalan-,
handalam-,
handala- |
| Imperative : |
andalao |
|
|