|
|
|
|

Entry fandaminana (lamina)
Part of speech noun
 Fikarakarana mba hirindra tsara; fanamboarana, fandantoana, fandrindrana [1.1]
 L'arrangement [1.3]
 Manière d'arranger [1.3]
 Implantation, agencement, organisation [1.13]
Examples 
1Iza no nanampy azy tamin' ny fandaminana ny foloalindahy? [2.113]
2Notereko ny tenako hanaiky izany fandaminana somary tefena izany. [2.4]

Updated on 2023/09/10