| Entry | alamina (lamina) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao tsara lahatra, amboarina mba hirindra: Alamino ireto boky ireto Karakaraina mba ho amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra rehetra: Nalaminy ny trano vao nandeha izy [1.1] | |||||||||
| To be arranged, to be set in order [1.2] | |||||||||
| Examples | Alamina sy diovina ny manodidina.
[2.117] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|