| Entry | milamina (lamina) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Milahatra tsara: Mahafinaritra ny mijery izao boky milamina izao Mirindra, milanto, mandeha tsara: Hatramin' ny nahatongavan' io mpampiasa io, milamina tsara ny raharaha Voamboatra, voavitrana, voarindra: Efa milamina ny fihavananay Tsy mikorontana, voakarakara ka amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra: Milamina tsara ianareo izany ~ Izany ka tokantrano milamina Tsy misy zavatra manembantsembana, misosa tsara: Nilamina tsara ny dianay Mandeha tsara, mizotra milamina, tsy misy vato manoha riana, tsy misy volo manoha randrana [1.1] | |||||||||
| To be arranged, to be in order [1.2] | |||||||||
| être arrangé, disposé en ordre, s’arranger; aller, agir à son aise: Milamina tsara ny raharahantsika izao (Notre affaire est maintenant bien arrangée, marche bien) ~ Efa milamina tsara ny fihavananay izao (Nos relations se sont bien arrangées, sont redevenues bien bonnes) ~ Nilamina tsara ny dianay (Nous avons marché bien à notre aise) [1.3] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Derivatives |
| ||||||||
| Synonyms | mimpirina ~ milanto ~ mirindra ~ miravona ~ misononoka ~ misosa | ||||||||
| Entry | milamìna (lamina) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb milamina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|