| Entry | izy | |
| Part of speech | pronoun | |
| Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitsoRaha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo [1.1] | ||
| He, she, it. Isy, ia and i are used in the provinces. [Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.] [1.2] | ||
| He, she, it [1.7] | ||
| Il, elle, lui, le, la [1.3] | ||
| Il, elle [1.5] | ||
| Il, elle [1.8] | ||
| Egli; ella [1.18] | ||
| Analogs | izy ireo | |
| azy ~ -ny | ||
| Tables and plates | All the pronouns | |
| Updated on 2023/08/01 |
|