| Entry | eo | ||||||
| Part of speech | adverb | ||||||
| Milaza toerana akaiky taza-maso ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho eo ambony latabatra ny bokinao. (Apetraho ao an' efitra avaratra ny bokinao) Matetika no azo averina indroa, aloha sy aorian' ny anarana tondroiny, ny eo: Mipetraha eo ambony seza eo, ary raha milaza ny lasa ny fehezan-teny dia tovonana t izy: Niresaka teo izahay anikeheo [1.1] | |||||||
| Here (in sight) [1.7] | |||||||
| Ici (visible) [1.8] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Analogs | etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ | ||||||
| atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ | |||||||
| Updated on 2023/08/01 |
|