| Entry |
fehy
|
| Part of speech | noun
|
| | Famatorana amin' ny tady: Ratsy fehy ireto kitay ireto ka hianjera tsirairay eny an-dalana Zavatra iandraiketana: Tsy fehin' ny Filohan' i Madagasikara ny Nosy Comores.
[1.1]
|
| | A tie, a knot Superintendence, guidance, inspection, control, presiding care. [1.2]
|
| | The act of tying; a knot [1.7]
|
| | Action de lier; noeud [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana.
[2.356]
|
| 2 | ny rano Randriamatoa no azo atao telo siny ny kitay Randriamatoa no azo atao telo fehy ny zanak'olona tsy azo atao izany
[2.131]
|
|
| Derivatives |
|