| Entry |
rohy
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sihanaka]
Tady, kofehy [1.78]
|
| | Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra [1.1]
|
| | A cord used for binding [1.7]
|
| | Attache, lien [1.8]
|
| Examples | Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana.
[2.643]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
rohy
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Omby voafatotra mba hoterena [1.78]
|
| | [Tsimihety]
Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso [1.1]
|
|
| Entry |
ROHY
|
| Part of speech | noun (acronym)
|
| | Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana [3.1]
|
|