|
|
|
|

Entry famehezana (fehy)
Part of speech noun
 Famatorana [1.1]
 L'action de lier, la corde [1.3]
Examples 
1lalàna famehezana ny fiaraha-miaina eo amin'ny Razana sy ny taranany [2.245]
2ny lahatra sy ny tendry saika lasa famehezana momba ny "ratsy" mitranga [2.285]

Updated on 2023/01/06