| Entry |
fatotra
|
| Part of speech | noun
|
| | Fangiazana amin' ny kofehy: Ratsy fatotra ilay alika ka lasa [1.1]
|
| | [1.2]
|
| | état de ce qui est lié, attaché, garroté, enchaîné:
Ratsy fatotra ny mpangalatra ka nandositra
(Le voleur a été mal attaché et s'est enfui) [1.3]
|
| Examples |
| 1 | io moa dia fatotra fotsiny no hidiny.
[2.472]
|
| 2 | ny tena hevitry ny hoe parapaingo dia fatotra atao amin'ny tongotra toy izao: asiana avy amin'ny ilany roa ary dia ampi-fandraisina indray ireo.
[2.313]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
fatotra
|
| Part of speech | noun
|
| | Aika voamboatra ary vita amboarany [1.1]
|
| | Indigo that has been pounded and tied up. [1.2]
|
| | Indigo préparé en pain ou en gâteau [1.3]
|
| | [Merina]
Nom qu'on donnait à l'indigo, Indigofera tinctoria L. (Fabaceae) quand il était fermenté et pressé en pains ou en gâteaux pour la teinture. Voir
aika.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Indigofera tinctoria |
|