| Entry | tadivavarana | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | tady, vavarana | |
| Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby [1.1] | ||
| [ tady vavarana ] A noose [1.2] | ||
| Examples | Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana
[2.996] | |
| Synonyms | tady voavarana | |
| Updated on 2023/10/17 |
|