|
|
|
|

Entry etỳ
Part of speech adverb [Full list]
 Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin' ny atỳ izay manisikevitra mifanohitra amin' ny any, ary mifanohitra amin' ny eto, izay milaza toerana tokana: Mahasalama ny monina etỳ ambanivohitra (Tiako ny monina atỳ ambanivohitra noho ny any ambonivohitra ~ Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto)
Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
 Here fairly close (in sight) [1.7]
 Ici assez près, visible [1.8]
Examples 
1Feno azy ireny tety amintsika taloha. [2.117]
2Moa tsy nisy olona nampiahiahy akory nanatonatona tety? [2.357]
3Raha nisy filanjana aza tety, tsy navelanay handia tany hianao! [2.324]
Morphology 
Present : etỳ
Past : tetỳ
Future : ho etỳ
Imperative : metia
Derivatives 
Analogs  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entry ety
Part of speech Unspecified
 Primitive root of mety [1.2]
 Racine de mety [1.3]

Entry ety
Part of speech adjective
 Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby: Ety ny lalana taloha ~ Ety kely itỳ efitrano itỳ ka mijaly izahay
Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitra ny tena: Ety aho ka mikisakisaha
Mafy, sarotra: Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany [1.1]
 Narrow, close [1.7]
 étroit, serré [1.8]
Derivatives 

Updated on 2023/10/28