| Entry | eto | ||||
| Part of speech | adverb | ||||
| Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1] | |||||
| Ici [1.3, 1.5] | |||||
| Dans l'endroit où on se trouve [1.3] | |||||
| Là [1.5] | |||||
| Morphology |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Analogs | etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ | ||||
| atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ | |||||
| Updated on 2023/10/28 |
|