|
|
|
|

Entry atỳ
Part of speech adverb [Full list]
 Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra [1.1]
 Here, not in sight [1.7]
 Ici, pas visible [1.8]
Morphology 
Present : atỳ
Past : tatỳ
Future : ho atỳ
Analogs  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entry aty
Part of speech noun
 Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany [1.1]
 The insides of anything; a room [1.7]
  [Tankarana] Intérieur [1.19]
 Intérieur, ce qui est au dedans [1.3]
 L'intérieur, le dedans [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : aty, atiko, atinao, atiny, atintsika, atinay, atinareo, atin', atin-, atim-
Derivatives 

Entry aty
Part of speech noun
 Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona [1.1]
 The liver [1.7]
  [Tankarana] Foie; poumon [1.19]
 Foie [1.3]
 Le foie [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : aty, atiko, atinao, atiny, atintsika, atinay, atinareo, atin', atin-, atim-

Entry aty
Part of speech noun
  [Merina] La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir atin-kazo. [1.196]
Vocabulary 

Entry aty
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] Tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina [1.78]

Updated on 2023/05/27