| Entry |
asorotany
|
| Part of speech | noun
|
/m:hyperonym>
| | Anaran' ny volana fahefatra, reni-vintana eo amin' ny zorony atsimo-atsinanana.
Ataon' ny mpanandro hoe farafara-akora koa ny anarany, nefa tsy fantatra mazava izay
heviny amin' izany. [1.10]
|
| | [3.1]
|
| | Anaran' ny volana fahefatra amin' ny filaharan' ny volana malagasy merina, aorian' ny Adizaoza ary alohan' ny Alahasaty, ka ny toerana omena azy ao an-trano dia eo amin' ny zoron-trano atsimo atsinanana Fanandroana: Vavany: raha tsy maty kely dia tratra antitra, omena olon-kafa havana fa andro mahery, tsy tezain-dray aman-dreny; vontony: tratra antitra; vodiny: tsara, manan-karena, raha tsy maty kely dia tratra antitra [1.1]
|
| | The name of the fourth month of the Malagasy year. [Ar. As-saratanu - Cancer.] [1.2]
|
| Vocabulary |
| Examples | koa dia nody Antananarivo tamy ny andro Alakamisy 14 Asorotany 1864.
[2.59]
|
| Tables and plates |
|
|
| Entry |
asorotany
|
| Part of speech | noun
|
| | Zana-pehintany avaratry ny fehibe [1.13]
|
| | Tropique du Cancer [1.13]
|
| Vocabulary |
| Analogs |
adijady ~
zana-pehintany |
| Illustrations |
|
|