|
|
|
|

Entry foza
Part of speech noun
 Famoriporetana, familavilana [1.1]
Derivatives 
Synonyms fozafoza

Entry foza
Part of speech noun
 Circoncision [1.13]
Vocabulary 
Analogs  didiam-poitra ~ fora ~ savatse ~ sambatra ~ hasoavana ~ tapakanake

Entry foza
Part of speech noun
 Biby folo tongotra naman' ny orana, izay manetoka sy manery mafy amin' ny tanabeny misy nifinifiny ny nofon' izay azony. [1.1]
 A small fresh-water crab. [1.2]
 A crab [1.7]
 Crabe [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra. [2.356]
2Nangalatra sy namaky trano ireo ve, Hoy ny foza, sa koa nahafaka aina? [2.576]
3Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony! [2.499]

Entry foza
Part of speech noun
  [Sakalava] Karazan' adabo fihinam-boa [1.1]
  [Tankarana] (vient sans doute de foza : ce qu'on a l'habitude de maltraiter, de rudoyer). Treculia sambiranensis Leandri (Moraceae). Graines comestibles fournissant une bonne fécule. Cuites on en fait une purée rappellant la purée de haricots. La chair du syncarpe, par contre, a un arrière goût amer et désagréable ; elle n'est pas consommée et l'on voit souvent au bord des sentiers ces gros fruits qui ont été écrasés par les passants. C'est peut-être l'origine du nom. Ils dégagent alors une forte odeur d'éther. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Treculia sambiranensis

Updated on 2023/07/22