|
|
|
|

Entry mizana
Part of speech noun
 Fitaovana enti-mandanja zavatra, izay misy ny lela-mizana, ny vovona-mizana ary ny fitsara-mizana na lahi-mizana. (Lela-mizana: Ireo zavatra fisaka anankiroa ametrahana ny zavatra lanjaina an-kilany ary ny vato fandanjana an-daniny; vovona-mizana: ilay vy lavalava ipetrahan' ny lela-mizana; ny lahi-mizana na fitsara-mizana: ilay vy kely mitsangana, toy ny fanjaibe, eo afovoan' ny mizana ahalalana ny fahamarinan' ny lanja) [1.1]
 A scale for weighting [1.7]
 Balance [1.3, 1.8]
 Figuré: les magistrats, les juges [1.3]
Vocabulary 

Updated on 2023/08/01