|
|
|
|

Entry maingoka
Part of speech noun
 Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [1.1]
 A scorpion [1.7]
 Scorpion [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Examples Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika. [2.588]
Analogs  hefy ~ mambambohitra
Article 

Updated on 2022/07/30