| Entry | mihilana (hilana) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Miraika kely, mirona, mitongilana fa tsy mahitsy fijoro: Mihilana ity tongo-davarangana ity izany Mirona fa tsy mitovy lanja: Mihilana mankaty ny mizana [1.1] | |||||||||
| Examples | Mihilana ny masoandro.
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mihilàna (hilana) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mihilana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|