| Entry |
kambana
|
| Part of speech | noun or adjective
|
| | Zaza roa, na mihoatra, indray aterak' olona anankiray: Nanao kambantelo Rasoa Indray naterak' olona iray: Kambana izy roa ireny [1.1]
|
| | A twin, twins [1.7]
|
| | Jumeaux, semblables Assemblage, union de plusieurs [1.3]
|
| | Jumeau [1.8, 1.13]
|
| | Connexion [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Satria teraka kambana va izy?
[2.270]
|
| 2 | Faty kambana re ity, ray olona e!
[2.499]
|
| 3 | Mpirahavavy kambana, hono, Rahanta sy Rambolatiana.
[2.817]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
kambana
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tankarana]
Gui, mousse. [1.19]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | ~ |
|