Index |
|
|
|
Proverbs : Renisoa
|
|
|
Proverb 1 | Varo-bomanga-dRenisoa : enti-mihazakazaka poritra, enti-miadana tsy mahatratra tsena. [2.558]
Varo-bomanga-dRenisoa : enti-mihazakazaka, poritra ; entina miadana, tsy mahatratra tsena. [2.415]
Varo-bomangan-dRenisoa : enti-mihazakazaka, poritra ; entina miadana, tsy mahatratra tsena. [2.653 #3628]
|
French interpretation | Renisoa est marchande de patates : si elle les porte au marché en courant, elle les écrase ; si elle les porte doucement, elle manque le marché. [2.415 #5836]
|
|
|
Proverb 2 | Vomangan-dRenisoa : teny an-dalana maro mpanontany, nodiany tsy re, fa nony natoko teny an-tsena, tsy lany sasaka. [2.558]
|
|
|
Index |
|
|