Entry re
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Heno: Renao ve izany vorona mihira izany?
Fantatra: Efa renao ny nialan-dRakoto.
Tsapan' ny fandrenesana, toy ny fanamboloana: Tsy reko izany fofona ao izany fa voan' ny sery aho; ny fandrenesana tsiron-kanina: Tsy reny akory ny hamamin' ny siramamy; ny fikasihana: Reko ny tsongo ataony ahy.
Tsaroana: Reko tsara loatra izany fahoriako [1.1]
Explanations in English Heard; perceived by the senses, as pain or smell [1.7]
Explanations in French Entendu [1.3, 1.8]
 Appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3]
 Perçu par le sens du toucher, l'odorat, du goûter [1.8]
Examples 
1Ho ren'olo ka ho maty aho. [2.606]
2Avereno kely hoe ho reko tsara. [2.895]
3Tsy nisy hitany na reny nanatona anefa [2.472]
4reny tsara ny fiakatry ny fofon-jezika ary maharikoriko azy [2.470]
5Taitra dia taitra izy, fa avy any ambony ilay zavatra reny, ka fantany fa tsy izy mianaka avy naka orana tary an-dohasaha ambany [2.324]
Morphology 
Present : re, reko, renao, reny, rentsika, renay, renareo, ren', ren-, rem-
Past : re, reko, renao, reny, rentsika, renay, renareo, ren', ren-, rem-
Future : ho re, ho reko, ho renao, ho reny, ho rentsika, ho renay, ho renareo, ho ren', ho ren-, ho rem-
Derivatives 
Synonyms reny
Compound words 
Proverbs 

Entry re
Part of speech particule [full list]
Explanations in Malagasy Kianteny kely fanao amin' ny fehezanteny manontany raha manontany tena ilay miteny: Inona re no hataoko e; handeha sa hijanona?; ary amin' ny fehezanteny tsotra kosa raha mangataka mitalaho: Mifona re, tompoko, fa tsy hanao intsony aho [1.1]
Examples 
1Nahoana re no anton'izany? [2.324]
2Aoka re, anaka. [2.470]
Compound words 

Entry ~re~
Part of speech infix [Words with ~re~]
Explanations in French Infixe qui sert à former le pluriel des pronoms-adjectifs démonstratifs: io -> ireo [1.12]

Entry re
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy Ny feo faharoa manarakaraka ny do amin' ny ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
Vocabulary 
Analogs  do ~ mi ~ fa ~ sol ~ la ~ si
Illustrations 

Entry Re
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy Singa mivaingana, faha-75 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English Rhenium. [3.1]
Explanations in French Rhénium. [3.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/11/26