Entry tsena
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toerana fivorian' ny olona hividy sy hivarotra, ka hahitana ny zavatra rehetra Raina amin' ny fiainana toy ny hanin-kohanina, lamba, akanjo, fitaovana ilaina amin' ny tokan-trano.,. sns...: Fihaonana no anaran' ny tsena taloha fa Andrianampoinimerina no vao nanome azy io anarana hoe tsena io. [1.1]
Explanations in English A market [1.7]
Explanations in French Marché [1.3, 1.8]
 Bazar, la place du marché [1.3]
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 
Illustrations 

Entry tsena
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy Fandraisana (vahiny na havana na olo-manankaja) eo am-pahatongavana. [1.1]
Explanations in French Action d'aller au-devant, à la rencontre de [1.3]
 Action de rencontrer [1.8]
Derivatives 
 

Anagrams 

Updated on 2023/05/16