Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : paraky | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza atao fitia fary ka raha lany ny mamy, dia nariana. [2.558 #385]
Aza atao fitia paraky : nony lany tsiro narora | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Aza manao fitia paraky, ka hatreo am-bava no ho miakatra ihany. [2.165 #205] | ||||||||||||||||||||
French translation | Que votre amitié ne soit pas comme celle qu' on a pour le tabac à chiquer, et qui ne va pas plus bas que la bouche (car on ne l' avale pas). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Mahagaga, hoy Mahagaga, hoy Ambohitriraisina, fa ny kisoa kely avy no homam-paraky. [2.558 #1840] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Mangidy maro tia toa sakay. [2.558 #2105]
Mangidy maro tia, toy ny paraky. [2.415 #4518, 2.653] Mangidy maro tia, toy ny sakay. [2.415 #4518, 2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Amer et cependant aimé de beaucoup, comme le piment ou le tabac. [2.415 #4518] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait aussi des choses difficiles, mais recherchées. [2.415 #4518] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Mankaleo no tadiavina, hoy ilay nizaha paraky. [2.558 #2106] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Paraky nankaleo ahy ka raha tsy fotsy angola tsy avelako. [2.558 #3485, 1.1]
Paraky nankaleo ahy : raha tsy fotsy angola tsy avelako. [2.653 #2596] Paraky nankaleo ahy : raha tsy fotsy angola tsy havelako. [2.415 #1324] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza zavatra efa nisahiranana sy nisasarana izaitsizy ka tsy avela raha tsy efa tsy misy azo atao aminy intsony. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | C' est du tabac qui m' a rendu ivre, mais je ne le jetterai pas avant qu' il soit consumé et devenu une poussière blanche. [2.415 #1324] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | L'époux disait cela de sa femme : je la garderai tant que je vivrai. [2.415 #1324] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||