Entry |
tsiro
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Toetran' ny zava-pihinana, na mamy na mangidy na matsatso, tsaroan' ny lela:
Samy hafa mihitsy ny tsiron' ny voasary sy ny goavy [Rajemisa 1985]
|
English translation | taste [Hallanger 1973]
|
French translation | goût [Hallanger 1974]
|
Vocabulary |
Derivations |
Examples | Iaraha-mahalala moa fa voankazo mamy tsiro ny akondro, sady tsy dia mba misy fetrany ny fotoam-pahavokarany mandavan-taona. [Razafiarivony: Harivolana]
|
Quotes |
|
Entry |
tsiro
|
Part of speech | noun
|
French translation | [Merina]
(dans son acception générale ce mot veut dire goût, saveur).
Mais c'est aussi le nom d'une herbe appréciée des animaux d'après Malzac.
Ses feuilles sont administrées en décoction aux boeufs comme remède vétérinaire :
odi-mafon'omby, le mafo étant une maladie du boeuf considérée comme très grave.
[Boiteau 1997]
|
Vocabulary |
|