|
|
|
|

Index

Proverbs : mahandry

Proverb 1Izay miringiringy no potraka : izay mioty manta no leony. [2.653 #1197, 2.974 #264]
Mioty manta, ka leony; miringiringy, kapotraka. [2.653 #1801]
Ny miringiringy no potraka; ny mioty manta no leony ; ny tsy mahandry ny sisa no mahia. [2.653 #2350]
French translationEtre haut perché, c’est risquer de tomber; cueillir des fruits verts, c’est chercher l’indisposition. [2.974 #264]

Proverb 2Ny akoho no tsy nanidina : tsy nahandry ny andro zoma. [2.558 #2841]
Ty nahavy ty akoho tsy hitily io ty tsy fahaliñisañi ty anjo zoma. [1.68]
French translationSi la poule ne peut pas voler, c'est qu'elle n'a pas su attendre le vendredi. [1.68]

Proverb 3Ny mioty manta no leony, ny tsy mahandry masaka no adala. [2.558 #202]

Proverb 4Volom-bava maika hihinana, ka tsy mahandry ny asian-tsira. [2.653 #3727]
Volombavan' ny maika hihinana, ka tsy mahandry ny asian-tsira. [2.558 #5019]

Index