Entry miringiringy (ringiringy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miteronterona, mitsangana amin' ny rantsantongotra: Niringiringy teny ambony tamboho ny anao lahy ka nianjera
Miavona ka mirehareha foana [1.1]
Examples Aoka isika ry havana
mba tsy hisaraka an-tendrombohitra avo
ary tsy hisaraka ambonin'ny vato miringiringy
ary tsy hifandao an-tanety
fa akory kosa ity hadilana-mahia
ka mampisaraka antsika?
[2.131]
Morphology 
Present : miringiringy
Past : niringiringy
Future : hiringiringy
Imperative : miringiringia
Proverbs 

Updated on 2023/01/05