|
|
|
|

Entry (1/4)1  leo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
4  Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana [1.1]
Explanations in English  5  has had enough and too much; disgusted
6  drunk [1.7]
Explanations in French  7  qui en a assez; dégoûté [1.3#4011.8]
8  ivre [1.3#4011.8]
9  indisposé par un narcotique [1.3#4011.8]
10  qui n'en veut plus
11  assoupi, étourdi [1.3#401]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
Derivatives 
15  Active verbs :
Analogs  16  Tofoka, boboka, tohina, tola17  monaina, monamonaina, mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word leo

Entry (2/4)21  leo
Part of speech  22  adjective
Explanations in Malagasy  23  (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho
24  Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka [1.1]
Explanations in English  25  equalled, matched, overcome [1.2]
26  borne, sustained [1.2, 1.7]
Explanations in French  27  supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre:
28  Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil) [1.3#401]
29  supporté [1.8]
Derivatives 
30  Relative verbs :
31  Names :
Compound words 
Phytonyms 
Ethnonyms 

Entry (3/4)36  leo
Part of speech  37  noun
Explanations in Malagasy  38  laona [Bara, Tanosy] [1.78]

Entry (4/4)39  leo
Part of speech  40  adverb
Explanations in English  41  to-day [Provincial] [1.2#390]
Vocabulary  42  Time
Tables and plates  43  All the adverbs

Anagrams  44  elo, leo, ole

Updated on 2020/07/31