Entry zoma
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zohy, lava-bato [1.1]
Explanations in English  [Provincial] For zohy [1.2]
Synonyms zohy

Entry zo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana [1.1]
Explanations in English Friday [1.2, 1.7]
Explanations in Malagasy Vendredi [1.3, 1.6, 1.8, 1.9]
Explanations in French (ar.) vendredi. Var. le plus usue [...] [full text in 1.14]
Explanations in Italian Venerdi [1.18]
Explanations in German Freitag. -- Du siehst ja, dass ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte. [1.56]
Examples Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470]
Vocabulary 
Toponyms 
Tables and plates Measure of Time
Proverbs 

Entry Zo
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io [1.1]
Explanations in English The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] [1.2]
Explanations in French Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive [1.3]
Explanations in English The Friday market-place [1.7]
Explanations in French Marché de vendredi; place de marché (vendredi) [1.8]
Vocabulary 
Illustrations 

Anagrams 

Updated on 2023/05/29