Proverbs : ifanatrehana

Proverb633 Aoka hifanatrehana ohatra ny loa-bary an-dasy . [Rinara 1974 #326]
Aoka hifanatrehantsika , tahaka ny loa-bary an-dasy . [Cousins 1871 #277]
Aoka hifanatrehantsika tahaky ny loa-bary an-dasy . [Veyrières 1913 #3190]
French translation Que ce soit réglé en présence de nous tous, comme se fait dans un camp la distribution du riz extrait de la marmite. [Veyrières 1913 #3190]
French interpretation Le sens est que le partage doit être public. [Veyrières 1913 #3190]

Proverb677 Arivo teny, zato kabary : faran’ ny teny ifanatrehana . [Cousins 1871, Houlder 1895]
French translation Cent discours, mille paroles; la confrontation mettra fin aux disputes. [Houlder 1895]

Proverb709 Ataovy anatra imaso hifanatrehana , fa raha takona tonga fosa . [Rajemisa 1985]
Ataovy anatra imaso ifanatrehana : fa raha takona tonga fosa . [Houlder 1895]
French translation Si vous avez des remontrances à faire à quelqu' un, faites-les à la personne que cela concerne; car si vous en parlez à d' autres, vous tomberez dans la médisance. [Houlder 1895]

Proverb2028 Faran' ny omby hena ary faran' ny teny ifanatrehana . [Rinara 1974 #75]
Faran’ ny omby hena, faran’ ny rano Ikopa , ary faran’ ny teny ifanatrehana . [Cousins 1871 #934]
Faran' ny omby hena, faran' ny teny ifanatrehana . [Houlder 1895 #457]
French translation La fin du bœuf c' est d' être mangé, et la fin des paroles (fausses) c' est la confrontation. [Houlder 1895]

Proverb5456 Ny raharaha no ho lavorary , ny teny ifanarahana . [Cousins 1871 #2392]
Ny raharaha no lavorary , ny teny ifanarahana . [Veyrières 1913]
Ny raharaha no lavorary , ny teny ifanatrehana . [Veyrières 1913]
French translation Ce qui rend les affaires bonnes, ce sont les délibérations et les conseils réciproques. [Veyrières 1913 #3292]

Index