Entry zato
Part of speech adjective
Malagasy definition Sivy amby sivifolo ampiana iray, na folo impolo: Zato taona
¶ Ireto avy ny isa milaza ny isan-tokony zato: zato, roanjato, telonjato, efajato, dimanjato, eninjato, fitonjato, valonjato, sivinjato [Rajemisa 1985]
English definition a hundred [Hallanger 1973]
French definition cent [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
International definition 100
Derivations 
Morphology 
zato
-jato
Compound words, titles, names 
Tables and plates The Numbers
Examples Misy zato mahery ny mpiasa amin' ny toby iray. [Andraina: Mitaraina, page 172]
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word zato (6)
Adabozato
  Alakamisy-Ambohijato
  Ambohijato
  Ankilizato
  Anosizato
  Volazato
 

2017/06/29